Aller au contenu

Igor Dodon

Avy amin'i Wikipedia
Igor Dodon (2017)

Igor Nikolayevich Dodon dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Môldavia teraka ny 18 Febroary 1975 tao Sadova, Moldavia SSR, Firaisana Sovietika Izy no filohan'ny Repoblikan'i Moldavia nanomboka ny 23 Desambra 2016 ka hatramin'ny 24 Desambra 2020. Mpikambana ao amin'ny Parlemanta Moldavia izy.

Minisitry ny Varotra sy ny Toekarena tao amin'ny governemantan'i Vasile Tarlev sy Zinaida Greceanîi izy nanomboka tamin'ny Septambra 2006 ka hatramin'ny Septambra 2009