Hankany amin'ny vontoatiny

Ibiza

Avy amin'i Wikipedia

38°54′32″N 1°25′59″E / 38.908830°N 1.432960°E / 38.908830; 1.432960

Ibiza
-
Velarantany572 km2
Haavo
Isan'ny mponina160,644
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Espaina
Fanjakana
FaritanyNosy Baleares
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Municipios de Ibiza

Ibiza dia nosy espaniola ao amin'ny Nosy Baleares.

Ny kaominina lehibe indrindra dia Ibiza (tanàna) renivohitra misy mponina 50,000, Santa Eulària des Riu (36,000 mponina), Sant Josep de sa Talaia (26,000 mponina) ary Sant Antoni de Portmany (manodidina ny 25,000).

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 160.644 mponina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]