Hankany amin'ny vontoatiny

Hômerôsy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Homer)
Hômerôsy
Ankapobeny
AnaranaHômerôsy
TerakaTsy fantatra
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

I Hômerôsy na Hômera dia pôeta sy mpanao asa soratra grika niaina tamin' ny taonjato faha-8 tal JK. Ny asa soratra roa voalohany ao amin' ny literatiora tandrefana, ny Iliada (grika: Ἰλιάς / Iliás) sy ny Ôdisea (grika: Ὀδύσσεια / Odýsseia) dia heverina fa nosoratany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.