Hankany amin'ny vontoatiny

Hippopotamus

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Hipôpôtama)
Hippopotamus amphibius
Hexaprotodon liberiensis

Ny Hippopotamus dia vondron-karazana ahitana karazana lalomena velona iray (Hippopotamus amphibius) sy karazana fôsily maromaro. Ny sasany amin' ireo lalomena ireo dia lehibe kokoa noho ny lalomena ankehitriny, aisan' izany ny lalomena eorôpeana (Hippopotamus antiquus); ny hafa, noho ny fiovana ho kely vatana noho ny fonenany a-nosy, dia nitovy habe amin ' ny lalomena zeny (Hexaprotodon liberiensis) ankehitriny. Anisan' ny fianakaviana Hippopotamidae izy io, izay ahitana koa ny Choeropsis liberiensis sy ny karazana efa lany tamingana.

  • Hippopotamus amphibius Linnaeus, 1758 (karazana mbola velona)
  • Hippopotamus aethiopicus (fôsily)
  • Hippopotamus antiquus (fôsily)
  • Hippopotamus creutzburgi (fôsily)
  • Hippopotamus gorgops (fôsily)
  • Hippopotamus kaisensis (fôsily)
  • Hippopotamus meltensis (fôsily)
  • Hippopotamus minor (fôsily)
  • Hippopotamus sirensis (fôsily)
  • Hippopotamus lemerlei Grandidier, 1868 (vondron-karazana iadian-kevitra)
  • H. behemoth (karazana iadian-kevitra ny mety ho fisiany)
  • H. major (karazana iadian-kevitra ny mety ho fisiany)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]