Aller au contenu

Hindkôoana (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Hindky

Ny Hindkôoana na Hindky dia vahoaka miteny amin' ny fiteny indô-ariana samihafa izay miara-monina amin' ny Pastona mpifanolo-bodirindrina aminy, indrindra ny mpiteny amin' ny fiteny hindkô isan-karazany izay fitenim-paritry ny fiteny ponjaby andrefana ao Pakistàna. Ny niandohan' io teny io dia manondro fotsiny ny mpiteny amin' ny fiteny indô-ariana fa tsy foko manokana. Araka ny fanisam-bahoaka tamin' ny taona 2017, ny fiteny hindkô ao Pakistàna dia ampiasain' ny olona 5 tapitrisa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]