Aller au contenu

Hôpitaly

Avy amin'i Wikipedia
Hopitaly Militaire- Antsiranana

Ny hôpitaly dia toerana fitsaboana ny maratra sy ny marary. Atao hoe dokotera ny olona manam-pahaizana momba ny fitsaboana miasa amin' ny hôpitaly. Ny maha samihafa ny hôpitaly sy ny toerana fitsaboana hafa dia haben' ilay toerana.