Hankany amin'ny vontoatiny

Héctor Maseda Gutiérrez

Avy amin'i Wikipedia
Héctor Maseda Gutiérrez
Ankapobeny
AnaranaHéctor Maseda Gutiérrez
Teraka18 Janoary 1943
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Kioba
Asa :
Fiainana manokana

Héctor Maseda Gutiérrez dia injeniera kiobana mizaka ny zom-pirenen'i Kioba teraka ny 18 Janoary 1943.

Nosamborin'ny fitondran'i Fidel Castro izy nandritra ny Lohataona Mainty tamin'ny taona 2003 ary nomelohina higadra 20 taona. Navoaka tamin'ny Febroary 2011 izy. Noheverin'ny Amnesty International ho gadra noho ny feon'ny fieritreretana izy ary niantso ny famotsorana azy avy hatrany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.