Guido d'Arezzo
Fiseho
Guido d'Arezzo
| |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Guido d'Arezzo | ||
| Teraka | taona 990 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | taorian'ny taona 1033 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Italia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Guido d'Arezzo dia mpahay mozika, mpamorona italiana teraka tamin' ny taona 990 ary maty taorian' ny taona 1033 (tamin' ny taona 1050 ?). Atao hoe Guidus Aretinus izy amin' ny teny latina fa azo atao hoe Guido Monaco na Guido Aretino kosa amin' ny teny italiana. Moanina italiana benediktinina izy, izay nalaza tamin' ny fandraisany anjara amin' ny pedagôjian' ny mozika, indrindra fa ny fampivoarana rafi-panoratana mozika tao amin' ny mozikan' ny vanim-potoan' ny Andro Antenatenany.
