Hankany amin'ny vontoatiny

Gramado

Avy amin'i Wikipedia

29°24′17″S 50°52′35″W / 29.40472°S 50.87639°W / -29.40472; -50.87639

Gramado
-
Velarantany237,019 km2
Isan'ny mponina31,654
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
FirenenaBrazila Brazila
Fanjakana Rio Grande do Sul
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Rio Grande do Sul

I Gramado dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly mizaka tenan'i  Rio Grande do Sul ao amin'ny  Brazila. Ny isam-poniny dia 31.655 mponina. Gramado dia miorina amin'ny haavon'ny 830 metatra ao amin'ny Serra Gaúcha.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny faritra monisipaly dia manamorona an'i Canela (atsinanana), Caxias do Sul (avaratra), Nova Petrópolis (andrefana), Santa Maria do Herval (atsinanana) ary Três Coroas (atsinanana). Gramado dia 115 km avaratry ny renivohitry ny fanjakana Porto Alegre. Ny velarantanin'ilay tanàna dia 237,019 kilometatra toradroa.