Gorô (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Gorô

Ny Gorô dia vahoaka ao Afrika Andrefana miteny mande atsimo izay miorim-ponenana indrindra ao afovoany-andrefan' i Kôtidivoara, manodidina an' i Bouaflé, i Zuénoula, i Sinfra, i Oumé, i Vavoua ary i Daloa aza, eo amoron' ny ony Bandama, any afovoany-andrefan' i Kôtidivoara. Indreto ny anarana hafa mety hiantsoana ny Gorô: Dipa, Goiô, Koeny, Lô, Lôroba. Ny fitenin' izy ireo dia ny fiteny gorô, izay fiteny mande. Tombanana ho 332 000 ny isan' ny mpiteny gorô tamin' ny taona 1993.