Hankany amin'ny vontoatiny

Gold Coast

Avy amin'i Wikipedia

28°00′01″S 153°25′51″E / 28.000290°S 153.430880°E / -28.000290; 153.430880

Gold Coast
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina591 473
Ben'ny tanàna
Firenena Aostralia
Fanjakana
FaritanyQueensland
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Gold Coast dia tanàna aostraliana manamorona ny Ranomasina Coral, mandrafitra ny Tanànan'i Gold Coast, eo amin'ny 75 km atsimoatsinanan'i Brisbane any amin'ny faritra atsimo atsinanan'i Queensland any Queensland, Aostralia. Toeram-pizahan-tany malaza koa izy io.

Manodidina ny dimampolo kilometatra eo ho eo, ity faritra an-tanàn-dehibe 555721 ity dia vokatry ny dingana lava amin'ny fampiraisana monisipaly izay nanomboka tamin'ny taona 1950. Izy io no tanàna fahenina lehibe indrindra any Aostralia ary faharoa lehibe indrindra any Queensland.



Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 591473 mponina tamin'ny taona 2016.[1]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Aostralia ao amin'i geonames.org, novangiana ny 31/12/2018
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Aostralia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.