Hankany amin'ny vontoatiny

Gian Lorenzo Bernini

Avy amin'i Wikipedia
Gian Lorenzo Bernini
Ankapobeny
AnaranaGian Lorenzo Bernini
Teraka7 Desambra 1598
Toerana-
Maty28 Novambra 1680
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaItalia
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Gian Lorenzo Bernini dia mpanao sary sokitra sy mpahay maritrano italiana, teraka tamin' ny 7 Desambra 1598 ary maty tamin' ny 28 Nôvambra 1680 tao Rôma. Nalaza teo amin' ny tontolon' ny maritrano izy, nefa nisongadina kokoa tamin' ny fanaovana sary sokitra, izy no noheverina ho namorona ny fomba fanaovana sary sokitra barôka.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Pietro Bernini no rainy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.