Aller au contenu

François

Avy amin'i Wikipedia

François dia anaran-tsamirery frantsay avy amin'ny teny latina izay manondro olona, fianankaviana, toerana na zavakanto.

Famaritana

[hanova | hanova ny fango]

Ny hoe François dia fanampin'anarana frantsay izay endrika talohan'ny teny hoe Français (izay gasina hoe frantsay). Izy io dia manana fiaviana latina sy jermanika.

Ny teny hoe François dia avy amin'ny anarana hoe France izay nantsoina hoe Francie, izay avy amin'ny teny latina ambany (frantsay: bas-latin) Francia (dikan-tsoratra AAI: [fran'kia]) izay nanome ny teny hoe Francisque izay avy amin'ny teny franka hoe Frank, izay midika hoe "olona malalaka" ary izay niavian'ny mpamaritra anarana frantsay hoe franc, franche.

Amin'ny fiteny hafa

[hanova | hanova ny fango]