Fox

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Kešweswa sefo amboahaolo

Ny foko fox na Renard amin'ny teny frantsay ("amboahaolo") dia mponina amerindianina avy aminy teny algônkiana. Dia foko miteny fiteny algonkianina. Foko naman'ny Sauk ny fox ary miray tany amin'izy ireo.

Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Niaina tany anstinanan'ny farihy Michigan ny fox ; tsy nihoatra olona 10.000 ny isam-poninany. Ny fiadiana tamin'ny Huron no nahatonga ny fox hifindra monina andrefana kokoa ny toerana nisiany taloha.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]