Fosa
Fiseho
| Fosa | |
|---|---|
| Fanasokajiana ara-tsiansa |


Ny fosa dia biby mihinana nofom-biby, mitovitovy amin' ny alika raha ny habeny, ary amin' ny saka raha ny endriny. Ny fosa dia anisan' ny biby mahery saina be. Cryptoprocta ferox ny anarany ara-tsiansa.
Famaritana tsotsotra
[hanova | hanova ny fango]Biby manana halava mirefy eo amin' ny 60 ka hatramin' ny 80 sm ny fosa. Biby mampinono sy afaka mivelona hatramin' ny 20 taona izy.[1]
Ny toerana misy azy
[hanova | hanova ny fango]Biby hita amin' ny faritra avaratra sy andrefan' i Madagasikara ny fosa.[1]