Fiteny vietika

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny vietika na fiteny vieti-moônga dia zana-tsampan' ny sampam-piteny môna-kmera izay ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôaziatika. Tenenina any Laôsy sy any Tailandy ary any Vietnamy izy ireo. Anisan' io vondrona io ny fiteny vietnamiana.