Sampam-piteny senofô

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny senofô)

Ny sampam-piteny senofô dia sampana amin' ny fianakaviamben' ny fiteny nizera-kôngô, fitenin' ny Senofô. Mpiteny miisa 1,5 tapitrisa no mampiasa azy ireo any Borkina Fasô sy any Kôtidivoara sy any Ganà ary any Maly.

Sampany[hanova | hanova ny fango]

  • Sampam-piteny senofô avaratra na ampam-piteny sopira-mamara (fiteny mamara, fiteny nanerige, fiteny sosite, fiteny sopire, sempire);
  • Sampam-piteny senofô afovoany (fiteny karabôrô, fiteny senary, fiteny kpalaga);
  • Sampam-piteny senofô atsimo (fiteny tagoana-jiminy, fiteny nafanra).