Fiteny rokay
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny rokay dia fiteny aostroneziana ao amin'ny sampan'ny fiteny formozàna tetenina ao Taiwan. Atao hoe Rokay ihany koa ny vahoaka liteny amin'io fiteny io. Ny fiteny rokay dia misampana ho fitenim-paritra enina ka ahitana ny fiteny rokay boday, ny fiteny rokay laboana, ny fiteny rokay maga, ny fiteny rokay mantaoràna, ny fiteny rokay tanàna ary ny fiteny rokay tona. Any amin'ny 10 000 any ho any ny isan'ny olona miteny rokay . Miovaova ny fifakahazoam-piteny eo anivon'ireo olona miteny min'ny fitenim-paritra rokay. Miavaka amin'ny fiteny formozana hafa ny fiteny rokay noho ny rafi-piendrika azy manokana.