Fiteny reto-romana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny reto-romana dia ireo fiteny ao amin'ny vondrom-piteny romana (isn'ny fiteny indo-eoropena). Fiteny telo no miavaka tsara, dia ireo fiteny tenenina ao Soisa sy ao avaratr'i Italia: ny fiteny romansa sy ny fiteny ladîna ary ny fiteny friolàna.