Fiteny maninka atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny malinke)

Ny fiteny maninka atsinanana na fiteny malinke dia fiteny mandinga tenenin' ny olona miisa 3 tapitrisa ao Ginea tamin' ny taona 2012, sy 390 000 ao Maly tamin' ny taona 2009 ary 108 000 ao Siera Leôna tamin' ny taona 2006. Mifanakaiky amin' io fiteny io ny fiteny maninka any Kita sy ny fiteny maninka andrefana ary ny fiteny bambara.