Fiteny kasônke

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny kasônke dia fiteny mande any Afrika Andrefana, any Maly, any amin' ny faritr' i Kayes (faribolan' i Bafoulabé, Kayes ary Kéniéba), ary any Senegaly, any amin' ny faritra Tambacounda. Maherin' ny 710 000 ny fitambaran' ny mpiteny, anisan' izany ny 700 000 tany Maly tamin' ny taona 2012 ary 9 010 tany Senegaly tamin' ny taona 2006. Ity fiteny ity dia ampiasain' ny Kasônke, izay vahoaka monina indrindra any Maly sy Senegaly.