Fiteny johoana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny johôana dia fiteny maromaro mamorona fianakaviam-piteny naorina tamin' ny taona 2010, mampifandray ny fiteny amkôe (na fiteny hôana) amin' ny vondrom-pitenim-paritra kongo (na fiteny joo). Ireo fiteny ireo dia ampiasain' ny olona ao Angôla, ao Namibia, ao Bôtsoana ary ao Afrika Atsimo.

Miaraka amin' ny fiteny too sy ny fiteny kôy, dia iray amin' ny fianakaviam-piteny telo teratany any amin' ny faritra atsimo amin' i Afrika izy ireo, izay mitovitovy firafitra noho ny faritra misy azy ireo mifanakaiky.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]