Fiteny igbo

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Fiteny igbo

Ny fiteny igbo na fiteny ibo dia fiteny tenenin'olona miisa eo anelanelan'ny 20.000.000 sy 30.000.000 ao Nizeria, izay atao hoe Igbo ihany koa, indrindra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsinanan'i Nizeria ao amin'ireo faritra manodidina ny fivarinan'ny renirano Nizera. Atao hoe Asusu Igbo izy amin'ny fiteny igbo. Soratana amin'ny tarehin-tsoratra latina sy amin'ny soratra nsibidy ny fiteny igbo, izay ampiasain'ny vahoaka ekope.