Fiteny diirbala

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny diirbàla dia fitenin'ny tompon-tany ao Aostralia izay efa tsy misy mpiteny afa-tsy olona miisa eo anelanelan'ny 6 sy 29 teo anelanelan'ny taona 1970 sy 2010 ao amin'ny tapany avaratr'i Queensland. Isan'ny zana-tampana diirbaliana ao amin'ny fianakaviam-piteny pama-niongàna ny fitey diirbàla. Tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-19 dia mety 5 000 any ho any ny isan'ny mpiteny diirbàla. Manana toetra mampiavaka azy io fiteny io ka mahatonnga azy halaza eo amin'ireo mpahay teny. Nanao fikarohana momba io fiteny io i R. M. W. Dixon. Tamin'ny taona 2016 dia nisy olona 6 nilaza fa miteny amin'io fiteny io.