Aller au contenu

Filipe Nyusi

Avy amin'i Wikipedia
Filipe Jacinto Nyusi

Filipe Jacinto Nyusi (teraka ny 9 Febroary 1959 tao Mueda) dia mpanao politika mozambikana nanomboka tamin'ny taona 2015 ho Filoha fahefatra ao  Mozambika. Izy no mpitarika ny antoko FRELIMO ankehitriny

I Nyusi dia minisitry ny Fiarovana nanomboka tamin'ny 2008 ka hatramin'ny 2014 teo ambany fitarihan'i Armando Guebuza. Nandresy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena Mozambikana 2014 sy 2019 izy ho kandidàn'ny FRELIMO.