Fiangonana Asirianan' ny Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
Mari-pamantaran' ny Fiangonana Asirian' ny Atsinanana

Ny Fiangonana Asirianin' ny Atsinanana na Fiangonana Apôstôlika Asirianin' ny Atsinanana aotôkefaky manaraka ny fomba siriaka atsinanana. Atao hoe ܥܕܬܐ ܩܕܝܫܬܐ ܘܫܠܝܚܝܬܐ ܩܬܘܠܝܩܝ ܕܡܕܢܚܐ ܕܐܬܘܪ̈ܝܐ / ‘Ittā Qaddishtā wa-Shlikhāitā Qattoliqi d-Madnĕkhā d-Ātārāyē izy amin' ny fiteny siriaka.

Elle fait partie de l'ensemble des Églises des deux conciles. Le chef de l'Église porte le titre de Catholicos-Patriarche de la Sainte Église Apostolique Assyrienne de l'Orient (ou celui, plus traditionnel, de Métropolite de Séleucie-Ctésiphon, Catholicos et Patriarche de l'Orient), avec résidence à Erbil au Kurdistan (Irak).

Tafiditra ao anatin’ ny vondron' ny Fiangonan' ny Kônsily roa io fiangonana io. Ny lohan' ilay fiangonana dia mitondra ny anaram-boninahitra hoe Katôlikôsy-Patriarkan' ny Fiangonana Masina Apôstôlika Asirianan' ny Atsinanana (na ny anaram-boninahitra tranainy kokoa hoe Metrôpôlitanan' i Seleokia-Ktesifôna, Katôlikôsy ary Patriarkan' ny Atsinanana), ka ny toeram-ponenany dia ao Erbil any Kordistàna (Iràka).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Loharano[hanova | hanova ny fango]