Aller au contenu

Feso

Avy amin'i Wikipedia
Feso (Tursiops truncatus)

Ny feso na lambondriaka dia biby mampinono anaty rano ao anatin' ny filaharana Cetacea. Anisan' ny fianakaviana Delphinidae ny karazana feso.