Fernando Henrique Cardoso
Fiseho
| Fernando Henrique Cardoso | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Fernando Henrique Cardoso | ||
| Teraka | 18 Jiona 1931 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Fernando Henrique Cardoso dia mpanao politika, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Brazila teraka ny 18 Jiona 1931 tao Rio de Janeiro. Izy no filohan'i Brezila nanomboka tamin'ny Janoary 1995 ka hatramin'ny Janoary 2003.
Tamin'ny 1998 dia voafidy indray tamin'ny 53% tamin'ny vato izy, raha nahazo 32% tamin'ny vato ny mpifaninana aminy akaiky indrindra, Luiz Inácio Lula da Silva (PT).
Antoko pôlitika: Movimento Democrático Brasileiro (MDB)
Filohan'i Brezila
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Itamar Franco 1992-1994 | Fernando Henrique Cardoso 1995-2003 | Luiz Inácio Lula da Silva |