Faustin Twagiramungu

Avy amin'i Wikipedia
Twagiramungu Faustin

I Faustin Twagiramungu dia mpanao pôlitika roandey avy ao amin'ny foko Hoto izay nahazo ny zo maha olom-pirenena belza azy. Teraka tamin'ny 14 Aogositra 1945 tao amin'ny faritanin'i Cyangugu izy, Maty 2 Desambra 2023. Izy no piraiminisitra tao Roanda tamin'ny taona 1994 hatramin'ny 1995.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]