Farihy Mono

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny Farihy Mono, sary avy amin'ny zanabolana

Ny farihy Mono dia farihy masira ao amin'ny tanimatin'ny Sierra Nevada any Kalifornia, 13 km any atsinanan'ny valan' Yosemite, eo akaikin'ny tanànan'ny Lee Vining. Lazaina fa ekôsistema mendrika azy izy ary mamoka-javatra.

Ny halavan'ny amorony dia 25 km2 ary 180 km2 ny velarany.

Sary[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Miteny anglisy[hanova | hanova ny fango]