Fanakonana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fanakona-masoandro dia fisehoan-javatra astrônômika izay mitranga rehefa misy zavatra astrônômika na sambon-danitra sarona vonjimaika, noho ny fidirana ao amin' ny aloky ny zavatra hafa ny fisian' ny zavatra hafa mandalo eo anelanelany sy ny mpijery. Ny fanakonana dia mety ho manontolo na amin' ny ampahany.

Anisan' ny fanakonana fahita ny fanakona-masoandro sy ny fanakonam-bolana.