Falafa
Fiseho

Ny falafa dia ny tahon-dravin' ny ravinala maina izay ampiasana amin' ny fanamboarana rindrin-trano, indrindra any amin' ny faritra atsinanana amin' i Madagasikara. Izany trano izany no atao hoe "trano falafa".