Fahadiovana ny fiteny

Avy amin'i Wikipedia

Ny fahadiovana ny fiteny (purisme linguistique) dia hetsika izay manan-tanjona ny "manadio" ny fiteny iray amin'ny alalan'ny fanalàna ireo zavatra izay lazaina fa mampahantra ny fiteny iray ary izay hita fa ratsy ho an'ny maha-izy azy. Ireo zavatra tiana halàna ireo dia :

  • ny indran-teny avy amin'ny teny vahiny, toa ny teny frantsay na anglisy nogasiana ho an'ny teny malagasy,
  • ny voambolana vaovao,
  • ny famoronana rafi-pehezanteny vaovao;
  • ary fivoarana ara-boambolana.