Hankany amin'ny vontoatiny

Ethnologue

Avy amin'i Wikipedia
Famantaran' ny EthnnologueSehatra ôfisialy: www.ethnologue.com/

Ny Ethnologue: Languages ​​​​of the World (natao heo Ethnoloɠue) dia fanontana boky isan-taona vita pirinty sy azo jerena amin' ny Internet izay manome antontanisa sy fampahalalana hafa momba ny fiteny velona eto amin' izao tontolo izao. Io no katalôgy feno indrindra eran-tany momba ny fiteny. Navoaka voalohany tamin' ny taona 1951 izy, ary navoakan' ny SIL International, izay fikambanana kristiana evanjelika amerikana tsy mitady tombom-barotra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]