Endrika:Inona

Avy amin'i Wikipedia

Ny Mpikambana, manana sy tsy manana kaonty eto amin'ny wikipedia malagasy, mety manana sata maro ny mpikambana ny Wikipedia.

Ny farany ambany indrindra dia ny mpikambana IP, Ny mpikambana IP dia vitsy no zavatra afa azo ataony ankotran'ny manolo sy mamorona pejy, fa misy pejy sasany tsy afaka ovainy satria izy ireo mety voaaro, an-tsasany oatra, kanefa ny mpikambana voasoratra eto afaka manolo an'io pejy io efatra andro teo arinan'ny fisoratany teto. Tsindrio eto rehefa tia hanoratra anarana ianao.

Rehefa manomboka mahaihay mitanana ianao, afaka mangataka ho mpandrindra ianao, mangataha eto. Rehefa tsara ho anao ny fifidianan'ny kômonitia, ampetrao eto ny fangatahanao (amin'ny fiteny anglisy) ary ampio eo ity rohy ity :

Rehefa manomboka miangeza ity Wikipedia ity, afaka lasa Borôkraty ny mpandrindra : Fa mandalo eo amin'ny fangatahana koa ny mpandrindra izay tia ho borôkraty.


Rohy Ilainao[hanova ny fango]

Fangatahana[hanova ny fango]

Ny Fahafan'ny mpikambana[hanova ny fango]

Fahafan'ny IP
  • Mamorona pejy : eny
  • Manolo pejy : eny
  • Miresaka (dinika) : eny
Fahafan'ny mpikambana voatonga
  • Mitovy otran'ny mpikambana IP
Fahafan'ny mpikambana voasoratra efa ela (4 andro)
  • Mamorona pejy : eny
  • Manolo pejy : eny
  • Miresaka (dinika) : eny
  • Manolo anarana : eny
Fahafan'ny mpandrindra
  • Mamorona pejy : eny
  • Manolo pejy : eny
  • Miresaka (dinika) : eny
  • Manolo anarana : eny
  • Mamafa : eny
  • Mamerina pejy voafafa : eny
  • Miaro : eny
  • Manakana mpikambana : eny
  • Mikitika ny MediaWiki : eny
  • Mijery ny pejy manokana manokana : eny
Fahafan'ny Borôkraty
  • Mamorona pejy : eny
  • Manolo pejy : eny
  • Miresaka (dinika) : eny
  • Manolo anarana : eny
  • Mamafa : eny
  • Mamerina pejy voafafa : eny
  • Miaro : eny
  • Manakana mpikambana : eny
  • Manolo sata ny mpikambana  : eny
  • Manolo anarana ny mpikambana : eny
  • Mikitika ny MediaWiki : eny
  • Mijery ny pejy manokana manokana : eny
Fahafan'ny Steward
  • Mamorona pejy : eny
  • Manolo pejy : eny
  • Miresaka (dinika) : eny
  • Manolo anarana : eny
  • Mamafa : eny
  • Mamerina pejy voafafa : eny
  • Miaro : eny
  • Manakana mpikambana : eny
  • Manolo sata ny mpikambana  : eny
  • Mitsikilo ny mpikambana IP : eny
  • Manolo anarana ny mpikambana : eny
  • Mikitika ny MediaWiki : eny (tsy azo ampiasainy)
  • Mijery ny pejy manokana manokana : eny
Fahafan'ny mpikambana Bot
  • Mamorona pejy : eny
  • Manolo pejy : eny
  • Manolo anarana : eny
  • Mamafa : eny
  • Mikitika ny MediaWiki : eny