Dordrecht
Fiseho
51°48′N 04°40′E / 51.800°N 4.667°E
Dordrecht
| |||
| Velarantany | 99,47 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 122,089 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | Zuid-Holland | ||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||
I Dordrecht dia tanàna sy kaominina ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Zuid-Holland (Holandy Atsimo}, ao amin'ny nosy mitovy anarana amin'izany. Tokony ho 20 kilaometatra atsimoatsinanan'i Rotterdam no misy azy io. Ny fitambarany dia 99,47 km², ka ny ampahadiminy (21,91 km²) dia rano.
Ny isam-ponina dia 122.089 tamin'ny 1 Janoary 2024.
Galerie
[hanova | hanova ny fango]- Hofstraat
- Grote Kerk
- Grote Kerk
- De Grote Kerk von der Lange IJzeren Brug
- Groothoofdspoort
- De Groothoofdspoort von der Taankade
- Het Hof
- Statue der
Gebrüder de Witt - Strassebild Visbrug-Groenmarkt
- Pottenkade
neben der Grote Kerk - Windmühle
Kyck over den Dyck - Dordrechts Museum
- Scheffersplein
- Strassebild (de Wijnhaven)
- Hafen