Distrikan'i Moramanga
Fiseho
Ny Distrikan'i Moramanga dia disrika ao amin'ny Faritra Alaotra Mangoro izay ao avaratra atsinanan'i Madagasikara. I Moramanga, izay sady renivohitry ny kaominina Moramanga, no renivohiny.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin'ny Faritra Alaotra-Mangoro:
- Distrikan'Ambatondrazaka
- Distrikan'Amparafaravola
- Distrikan'Andilamena
- Distrikan'Anosibe An'ala
- Distrikan'i Moramanga