Distrikan' i Tsiroanomandidy
Apparence
Fivelarana | NC |
Renivohi-paritra | Tsiroanomandidy |
Isa ny kaominina | 18 |
Firenena | Madagasikara |
Faritany | Antananarivo, Bongolava |
Ny Distrikan' i Tsiroanomandidy dia distrika eto Madagasikara ao amin'ny tapany andrefan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Bongolava.
Kaominina sy fokontany
[hanova | hanova ny fango]Misy kaominina 18 sy fokontany 215 ny ao amin' ny Distrikan' i Tsiroanomandidy[1].
- Ambalanirana - 16 fokontany - 450 km2, mponina: 27,805
- Ambararatabe 7 fokontany - 120 km2, mponina: 11,699
- Ambatolampy 10 fokontany - 152 km2, mponina: 12,584
- Ankadinondry Sakay 22 fokontany- 376 km2, mponina: 45,522
- Ankerana Avaratra 7 fokontany - 800 km2, mponina: 11,833
- Anosy 7 fokontany -209 km2, mponina: 12,582
- Belobaka 18 fokontany - 137 km2, mponina: 24,346
- Bemahatazana 12 fokontany - 1,100 km2 with a population of 36,498
- Bevato 12 fokontany - 357 km2, mponina: 20,360
- Fierenana 11 fokontany , mponina:21 625
- Fihaonana 20 fokontany - 1,777 km2, mponina: 63,007
- Mahasolo 16 fokontany - 934 km2, mponina: 45,485
- Maroharana 7 fokontany - 450 km2, mponina: 12,343
- Miandanarivo 11 fokontany - 400 km2, mponina: 17,438
- Soanierana 6 fokontany - 248 km2, mponina: 9,285
- Tsinjoarivo 10 fokontany - 450 km2, mponina: 31,213
- Tsiroanomandidy 16 fokontany - 52 km2, mponina: 42,989
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Distrika ao amin'ny Faritra Bongolava:
- ↑ "Courants migratoire dans le district de Tsiroanomandidy" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2022-12-30. Retrieved 2023-10-11.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tsiroanomandidy |