Dinika amin'ny mpikambana:Randrianantenaina Henintsoa Lamy Juno

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
Manao ahoana Randrianantenaina Henintsoa Lamy Juno, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
torohevitra
  • Soniavo foana ny fanontanianao amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra). Hisy avy hatrany ny daty/ora sy ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra.
  • Te-hanova na hamorona pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana rehefa manova pejy vaovao, rehefa manova pejy na rehefa manala fehezanteny. Ny mpandrindra sy ny mpikambana hafa mety mahita ny diso nataonao ary afaka avereniny hoatry ny tamin'ny taloha ilay pejy tsy voaova tsara

Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra !

--BeGasy (discussion) 20 Jolay 2015 à 15:07 (UTC)[répondre]

fanatsarana pejy[hanova ny fango]

Miarahaba tompoko!

Misaotra anao nandray anjara tato amin'ny Wikipedia Malagasy.

1 - mila hatsaraina ary asiana votoatiny rehefa hamorona pejy aty amin'ny wikipedia.

2 - Mila dikaina amin'ny teny Malagasy.

3 - Tsy maintsy ho fafana afaka 5 andro io pejy noforoninao io.

3.1 - Jereo ity rohy ity : https://mg.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Fototra_dimy


Misaotra tompoko!

--BeGasy (discussion) 20 Jolay 2015 à 15:58 (UTC)[répondre]