Dinika amin'ny mpikambana:Olirasalt

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Tonga soa, 'ry Olirasalt ! 

Tsy miteny gasy va ianao ? Jereo:Malagasy -English -français
Salama,

Tongasoa eto aminy Wikipedia, 'ry Olirasalt, ary Misaotra anao hoan'izay zavabita nataonao teto ahy !

Ireo ny lisitry ny zavatra mba tokony vakinao eto amin'ny wikipedia :

  • Ny Babel, ny endrika ampiasain'ny mpikambana eto momba ny teny tenenin'ny mpikambana, Ny lisitra ny fiteny tokony hofenoina dia afaka hita eto. Misy vangovango nà babel vita amin'ny teny malagasy ao, ary afaka ovainao sy fenoinao izy ireo.
  • Ny bistrô momba ny fanontaniana mikasika ny zava-drehetra, eto amin'ny wikipedia, fa tokony misy fandraisana amin'ity tetikasa ity ihany ny votoatin'ny zavatra soratanao any..
  • Andramo ny fomba fisoratana (syntaxe) eto amin'ny Wikipedia any amin'ny kianjam-pasika, ra tia hahita ny fomba fampiasana ny wikipedia ianao, jereo ny takelaka momba azy eo amin'ny fanao pejy.
  • Ny fanorona, ny pejy fanorona afaka fenoinao momba ny hevitra mikasika ny fampiasàna rôbô, ny MediaWiki sns...

mazotoa manoratra e ! Jagwar grr... | 10 Mey 2009 à 11:17 (UTC)[répondre]

Salama,

Nafindrako tany @ ilay tena anarany ilay takelaka nanombohanao.

Jagwar grr... | 10 Mey 2009 à 12:03 (UTC)[répondre]

Manahoana indray,

Io takelaka miteny anglisy io dia tsara alefa any amin'ny wikipedia anglisy. Rehefa vitanareo no mameno azy eto, dia teneno ahy mba alefako any amin'ny wikipedia anglisy io takelaka io.

Miasotra betsaka,

--Jagwar grr... | 1 Jiona 2009 à 08:58 (UTC)[répondre]

P.S : Ary tsara amboarina ny pejinao miarak'amin'ny endrika babel. Ra teny malagasy no teny nianaranao tamin'ny fahazazàna, ampiasao ny endrika babe. Misy sokajy 5 ny babel, **-0 (tsy miteny), **-1 (tsotsotra), **-2 (antonontonony), **-3 (havanana), **-4 (mira-lenta amin'ny tenin-dreny), ** (tenin-dreny). Ampetraho ny kaody {{babel|mg-x}} (x = nombre de 0 à 4) ra miteny malagasy ianao. ra miteny frantsay koa ianao, fia asio {{babel|mg|fr-4}},ra miteny anglisy be dia asio {{babel|mg|fr-4|en-4}} sns.

Manahoana tompoko,

Tsara afindra any amin'ny wikipedia anglisy ny takelakao Lutheran Graduate School of Theology (SALT). Ilay version malagasy ny takelaka Lutheran Graduate School of Theology (SALT) ihany manko no tokony misy eto. Any amin'ny wikipedia anglisy ny version sàsany.

Eto ianao no manoratra ra tia hanoratra amin'ny teny malagasy, any amin'ny wikipedia anglisy ianao ra tia hanoratra amin'ny teny anglisy, ary any amin'ny wikipedia frantsay ianao ra tia hanoratra amin'ny teny frantsay.
Ny wikipedia tompoko dia tetikasa mande ara-piteny (fiteny anglisy, fiteny frantsay), fa tsy ara-pirenena (etazonia, frantsa). Antsoy ahy ra mbola manana fanontaniana afa.

Miasaotra tompoko.

--Jagwar grr... | 3 Jiona 2009 à 11:18 (UTC)[répondre]

Manahoana tompoko,

Tsara afindra any amin'ny wikipedia anglisy ny takelakao Lutheran Graduate School of Theology (SALT). Ilay version malagasy ny takelaka Lutheran Graduate School of Theology (SALT) ihany manko no tokony misy eto. Any amin'ny wikipedia anglisy ny version sàsany.

Eto ianao no manoratra ra tia hanoratra amin'ny teny malagasy, any amin'ny wikipedia anglisy ianao ra tia hanoratra amin'ny teny anglisy, ary any amin'ny wikipedia frantsay ianao ra tia hanoratra amin'ny teny frantsay. Ny wikipedia tompoko dia tetikasa mande ara-piteny (fiteny anglisy, fiteny frantsay), fa tsy ara-pirenena (etazonia, frantsa). Antsoy ahy ra mbola manana fanontaniana afa.

Ozy ny fepetra , mety voafafa ilay takelakao miteny anglisy iny

Hello,

You should move your english version of the article : Lutheran Graduate School of Theology (SALT) into the english wikipedia : Only the malagasy language version should be here, english version of this article must be in the english wikipedia.

You write here if you want to write in malagasy, other languages version must on their respective wikipedia, (it.wikipedia for italian, fr.wikipedia for french) Wikipedia is not a national encyclopedia, for example, francophone wikipedia is not Wikipedia France, and english wikipedia is not US wikipedia or England wikipedia.

According to the rules, your english version of the article can be deleted
Best regards.

--Jagwar grr... | 3 Jiona 2009 à 11:32 (UTC)[répondre]

Hi,

Jagwar left you messages about your contributions. If you are able to write in Malagasy, please contribute in Malagasy; otherwise, if you want some articles translated from English to Malagasy, please consider listing them on Wikipedia:Requests for translation. Don't continue to contribute in English here, as your edits may be canceled.

Best regards, -- AlNo (resaho) 2 Jiona 2009 à 12:53 (UTC)[répondre]

Désolé, je ne parle pas le malgache ! :)
Je pense qu'avec Jagwar, tout va s'arranger !
Bien cordialement,
-- AlNo (resaho) 2 Jiona 2009 à 15:29 (UTC)[répondre]

Misaotra, --Jagwar grr... | 5 Jiona 2009 à 14:53 (UTC)[répondre]