Dinika amin'ny mpikambana:Htension1000

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Momba ny fisian'ny pejy Sary/*/2022[hanova ny fango]

Miarahaba namana.

Mba afaka omenao fanazavana momban'ny fisian'ny io pejy io ve ao. Raha ny fahitako azy manko dia lasa toy ny pejy izay tsy manana antom-pisiana manokana. Ny pejy tokoa mantsy dia feno sary miaraka amin'ny daty 2022 izay azo lazainy ho tsy mitombina. Misoatra anao mialoha amin'ny valin-teny. Htension1000 (resaka) 28 Jolay 2020 à 12:24 (UTC)[répondre]

Manao ahoana Htension1000,
Ny antom-pisian'ny pejy sahala ilay nofafànao iny dia ny famantarana amin'ny fomba tsotra kokoa ireo sary rehetra izay efa niseho ary izay mbola hiseho amin'ny pejy fandraisana.
Ho hitanao ao amin'i Wikipedia:Sary/* na ao amin'i Wikipedia:Sary/*/taona_2020 ny sary hipoitra amin'ity taona ity.
Nanomboka tamin'ny 16 Aprily 2020 dia miova isan'andro ny sary miseho eo amin'ny pejy Fandraisana.
Amin'izao fotoana izao dia efa feno hatramin'ny taona 2030 ny sary.
Jagwargrr... mailaka 29 Jolay 2020 à 12:41 (UTC)[répondre]