Dinika amin'ny mpikambana:Healthytie

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Fampitandremana voalohany[hanova ny fango]

Miarahaba anao tompoko, Misaotra anao mandray anjara eto amin'i Wikipedia. Rehefa nojerena akaiky ny fandraisan'anjaranao dia dokam-barotra mikasika orinasa tsy fantatra fotsiny no hita. Tsy toerana anaovana dokam-barotra akory i Wikipedia, ka ho voasakana tsy ho afaka mandray anjara ianao raha mbola manan-toetra hoatra izany. Misaotra anao, — Jagwargrr... mailaka 29 Aogositra 2015 à 15:49 (UTC)[répondre]