Dinika amin'ny mpikambana:Francklinr

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
Manao ahoana Francklinr, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
torohevitra
  • Soniavo foana ny fanontanianao amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra). Hisy avy hatrany ny daty/ora sy ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra.
  • Te-hanova na hamorona pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana rehefa manova pejy vaovao, rehefa manova pejy na rehefa manala fehezanteny. Ny mpandrindra sy ny mpikambana hafa mety mahita ny diso nataonao ary afaka avereniny hoatry ny tamin'ny taloha ilay pejy tsy voaova tsara

Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra !
Bot-Jagwar 10 Mey 2011 à 15:45 (UTC) ----Bot-Jagwar 10 Mey 2011 à 15:45 (UTC)[répondre]

Manao ahoana,

Jagwar izaho, ary misy zavatra tiako angatahana anao mikasika ilay lahatsoratra nosoratanao teto amin'i Wikipedia :

Voalohany indrindra mba avadiho teny malagasy kely ilay lahatsoratra azafady, satria tsy Wikipedia amin'ny teny espaniola ny eto.

Faharoa tiako ary tianay mpamaky fantatra ny loharano ivelany (boky, pejin-tranonkala, gazety...) nifotoran'io lahatsoratra io, satria nanao fikarohana teo amin'i Google (malagasy, frantsay, anglisy) aho, dia tsy nahita zavatra naha-afa-po. Ny olana amin'izany manko dia ilay tsifahafahana mi-"vérifier" ny zavatra voalaza ao amin'ilay lahasoratra, ka tsy fantatra intsony raha azo atokisana na tsia izay zavatra voasoratra ao anatin'ilay lahatsoratra.

Iray volana no omeko anao hanaovana ireo fanovana ireo :

  • famadihana ilay lahatsoratra ho amin'ny teny malagasy;
  • fametrahana tsiahy mikasika ireo loharano nifotorana.

Raha manam-panontaniana ianao dia eto amin'ity pejy ity ihany valiana, satria manaraka ny fanovana atao eto amin'ity pejy ity aho.

Misaotra anao. --Jagwargrr... | 5 Aprily 2012 à 21:36 (UTC)[répondre]

Efa tapa-bolana izay no nandrasako ny fanovana eo amin'ilay pejy. Ka ohatry ny tsy mihetsika ianao. Hofafako izany ilay pejy. --Jagwargrr... | 20 Aprily 2012 à 20:56 (UTC)[répondre]