Dinika amin'ny mpikambana:2600:387:A:9:0:0:0:7F

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Articles on years / lahatsoratra momba ny taona[hanova ny fango]

Miarahaba, ajanony kely azafady ny famorona lahatsoratra tsy misy votoatiny. Farafaharatsiny dia tokony ampianao ao amin'ny lahatsoratra ny zavatra nitranga na iza no niteraka na maty tamin'ilay taona. Voasakana mandritra ny fotoana fohifohy ny IP-nao mba tsy hitohizan'ny fanimbana, ka raha tia hiova fo ianao dia mamoròna kaonty eto, dia tsy ho voasakana intsony ny IP-nao. Valio eto amin'ity pejy ity ny hafatra raha misy olana hafa. Misaotra tompoko.

Hi, please refrain from creating content-free (with nothing) year articles. At least you should add what happened in that year or who was born in that year. You IP has been blocked for a short amount of time to prevent further edits, so if you wish to amend yourself, I invite you to create an account here, so your IP will no longer be concerned. Reply on this page if you have any other issues. Thank you. --— Jagwargrr... mailaka 8 Martsa 2018 à 22:30 (UTC)[répondre]


Ity pejy ity dia pejin-dresak'olona tsy nanokatra na tsy nampiasa ny kaontiny. Noho izany dia ilainay ny mampiasa ny adiresy IP-ny hanondroana azy. Mety zarazarain'olona maro ny adiresy IP iray. Raha mpikambana tsy nisoratra anarana ianao, ka raha mahita resaka ts ho anao, azonao atao ny manokatra kaonty, na miditra mba tsy ho voafangarao amin'ny mpikambana hafa tsy nisoratra anarana.