Dinika:Vokovokomanga Loterana Malagasy

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Filazana mikasika ny famafana ity pejy ity[hanova ny fango]

Ho an'ny mpamoron'ity lahatsoratra ity : omeko roa ambin'ny folo andro manomboka androany ny tompon'ity lahatsoratra ity amin'ny fanaovana ireto zavatra ireto :

  • Manitatra ity lahatsoratra ity,
  • Mametraka ireo lahatsoratra na ireo loharano izay ahitana ny fampahalalana napetraka tanatin'ilay lahatsoratra (aterineto, gazety, boky, gazetiboky, sns.).
  • Manawiki ilay lahatsoratra (efa vitavitako ihany izany)

Raha tsy vita anatin'ny 12 andro ireo zavatra ireo dia hangataka ny zom-pandrindra ny tenako ary hamafa ity lahatsoratra tsy manam-botoatiny ity eto amin'i Wikipedia, satria ankehitriny tsy ahita fampahalalana ilay lahatsoratra, ary tsy ahitana fehezanteny manazava -- na dia iray fotsiny aza -- ny toerana isian'io fiangonana io. --grr... | 22 Jiona 2011 à 15:26 (UTC)[répondre]