Hankany amin'ny vontoatiny

Dinika:Fiangonana Loterana Malagasy

Tsy tohana amin'ny fiteny hafa ny votoatin'ny pejy.
Hanampy lohahevitra
Avy amin'i Wikipedia
Fanehoan-kevitra farany: il y a 7 ans nosoratan'i Thelezifor momba ny lohahevitra Pejy hafa

Rohy ivelany

[hanova ny fango]

en:Malagasy Lutheran Church NY FIKAMBANAN'NY PASTORA LOTERANA ATO AMIN'NY SPMa (FPL/SPMa)

Pejy hafa

[hanova ny fango]

Tsara angamba raha amoronana pejy mahaleotena ny hoe: "Synodam-Paritany Manakara (SPMa)" sy ny Synodam-paritany hafa --Thelezifor (resaka) 27 Jolay 2018 à 07:05 (UTC)Répondre

Voatery namoronana pejy hafa

[hanova ny fango]

Salama Tompoko. Namoronana pejy hafa ny "SP Manakara" mba hanamaivana sy hampisy fifandanjana ao amin'ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy". Hanamaivana satria raha samy hanoratra ny amin'ny SP-ny avy (izay miisa maherin'ny 20) dia ho lasa tsy mahafinaritra ny mamaky ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy". Ity eto ilay pejy: Synodam-paritany Manakara (FLM)