Dimilafy

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Dimimira

Ny dimilafy dia karazana endrika iray manana lafy dimy. Antsoina hoe dimimira izay dimilafy manana lafy dimy mitovy halava.

Dimimira[hanova | hanova ny fango]

Ny velaran'ny dimimira manana halavan-dafy tokana ihany dia :