Hankany amin'ny vontoatiny

Departamentan'i Norte de Santander

Avy amin'i Wikipedia
Norte de Santander
-
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina1 491 689
Ben'ny tanàna
Firenena Kolombia
Fanjakana
FaritanyCúcuta
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Pamplona Colombia

Norte de Santander dia iray amin'ireo departemanta 32 ao Kolombia, ao amin'ny afovoan'i Avaratra-andrefan'i Kolombia, eo amin’ny sisin-tanin’i Venezoela. Izy io dia ao amin'ny faritr'i Andes.

Ny renivohiny dia ny tanànan'i Cúcuta.