Kolombia
| República de Colombia ((es)) | |||||
| ((es)) | |||||
| {{{nom_malgache}}} ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny filamatra : Libertad y Orden (Fahafahana sy Filaminana) | |||||
| Teny ofisialy | Espaniola | ||||
| Renivohitra | Bogotá |
||||
| Tanàna ngeza indrindra | Bogotá | ||||
| Fitondrana sy governemanta - filoha |
Repoblika ara-parlemanta Juan Manuel Santos |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 25 1 141 748 km² 8,8% |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 28 44 760 630 mpo. 40 mpo./km² {{{1}}} |
||||
| Anaran'ny mponina | Kolombiana | ||||
| Sandam-bola | Pesô Kolombiana (COP) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC -5 | ||||
| Hiram-pirenena | Oh Gloria inmarcesible | ||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+57 |
||||
Ny Kolombia, na repoblikan'i Kolombia, (amin'ny fiteny espaniola : República de Colombia), dia firenena any avaratra andrefan'ny Amerika Atsimo. Izy irery ny firenena manana amorontsirata amin'ny Ranomasina Karaiba sy amin'ny Ranomasimbe Pasifika. Bogotá ny renivohiny, fiteny espaniola ny teny ofisialiny ary peso ny vola ampiasainy. Ny kolombia dia firenena miteny espaniola ngeza indrindra eo aorian'ny Meksika sy ny Espaina.
Votoatiny
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Ny firenena kolombianina dia voazara faritany dimy : ny Karaiba, ny Pasifika, ny Anda, ny Orenokia ary ny Amazonia : ao anatin'ireo faritany ireo, samihafa ny sakafo, ny mponina, ny fiteny sy ny hetsika ara-toe-karena.
Ny faritanin'ny Anda ny be olona indindra : ao no misy ny tanàna manan-danja any Kolombia, indrindra i Bogotá, Medellín, Bucaramanga, Cúcuta, Pasto, Manizales, Pereira, Neiva ary Ibagué, ary any amin'ny amorontsiraka avaratra : ny Karaiba, any ny misy an'i Barranquilla, Carthagène, Santa Marta, Sincelejo, Montería et Valledupar. Ny tanàna faha telon'ny Kolombia, Cali, dia eo amin'ny sisintanin'ny faritany Pasifika-Anda.
Ny faritany sasany (Orinokia, Pasifika, Amazonia) indray dia tsy mivoatra tahaka ny faritanin'ny Anda, ny departementan'ny Chocó, Vaupés, Guainía, Putumayo, Caquetá, Guaviare, Vichada et Amazonas.Chocó, Vaupés, Guainía, Putumayo, Caquetá, Guaviare, Vichada sy Amazonas ny anisan'ny mahantra indrindra.