Crow

Avy amin'i Wikipedia
  


Ny Crows (Corbeaux) mety voaantso Absaroka na Absálooka dia mponina Teratanin'ny Amerika niaina anatiny lohasahan'ilay renirano Yellowstone. Nifindra tany (anatiny reserva akaikikaiky ny Billings izao). Ny renivohitra pôlitika ny Crow 'zao dia any Crow Agency (Montana) ; ilay mponina mandray fety (pow-wow, rodeo sns.).

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Tany (reserve) Crow

Ny Reserve ny Crow dia eo atsimo ny Montana ; Io dia reserva mahery no 7.300 km². Izy dia anatiny Big Horn County sy ny Yellowstone Counties miaraka aminy teny namena tanatiny Rosebud county, Carbon sy Tresasure, ny faritra atsinanana dia ilay meridiana meridiana avaratra faha 107 (107°W) ; ankotran'ilay sisitany miaraka amin'ilay reserva avaratra ny Sayena

Ilay faritra anelanelan'ireo reserva indiana ireo dia efa taloha dia tsy mazava tsara ; ilay sisitany meridiônaly mandeha aveo amin'ilay Meridiana Avaratra Faha 107 (107°W) katrany amin'ilay rive [1] ôrienaly n'ilay renirano Bighorn.

Fomba[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny trano'ny dia tipi. Iry 'zareo dia olona manao tipi ngeza indrindra amin'ilay mponina indianina rehetra. Ao anatin'ilay tipi, apetraka any antsisitsisiny ny kidoro, dia ny afo no ampetraka eo ampivoany. Mivoaka any ivelany ilay setroka amin'ilay "lafaoro" misy any an'tampon'ilay tipi.

Betsaka ny fianakavina Crow mbola mividy sy mampiasa tipi rehefa mandeha mitsangatsangana : Crow Fair noho "tanana" be tipi indrindra et an'tany.

Ny fomba fiakanjonany dia mifatotra aminy lahy/vavy. Ny Vehivavy manao akanjo tsotra : manao akanjo vita odibiby (omby be, ondry) voaingo miarakaminy nify na "elana".

  1. Sisin'ilay renirano